Bandeau cosmetique

Partager sur :

Description

🌼🍀 BANDEAU COSMÉTIQUE – tena ilaina sa haingitraingitra? 🍀🌼
Matetika isika rehefa manasa tarehy dia adinontsika ny manasa ny andrina, indrindra fa rhf misy sanga. Hany ka mora lasa foncé nohon’ny tarehy rehetra ny andrina, mora misy mony, satria tsentsika ny masonkoditra. Mampisy ny reflexe hanasa ny tarehy hatreny amin’ny foto-bolo ny fampiasana bandeau rhf misasa, no tsy manelingelina ny volo amin’izay.
Tena ilaina izy rhf manao maquillage, mba ho voahosotra tsara ny tarehy iray manontolo, dégagé tsara.
Azo lazaina izany fa tena ilaina izy na andavanandro aza.