Baume hyper demaquillante

Partager sur :

Description

𝐁𝐀𝐔𝐌𝐄 𝐇𝐘𝐏𝐄𝐑 𝐃𝐄𝐌𝐀𝐐𝐔𝐈𝐋𝐋𝐀𝐍𝐓𝐄 50g .Tena magique ity baume démaquillante ity, satria dia hosoranao toy ny crème fotsiny, masser-na kely, dia fafana – dia izay! Sady nourissant ho an’ny hoditra izy no manala ireny maquillage midongizina be ireny. Bref, à avoir pour les fans de Superstay, d’eyeliner et mascara waterproofs🌸
Sans rinçage