BB CREAM 3in1

Ce produit est actuellement en rupture et indisponible.

Partager sur :

Description

BB CREME O.TWO.O
pour peau normale et peau mixte
30ml

à appliquer sur votre visage bien nettoyé, puis fixer avec votre poudre habituelle

🌷🌷BB crème na koa hoe Blemish Balm cream (baume anti imperfections)🌷🌷: fa inona kay izany?
👉 Tantara kely aloha: efa tamin’ny 1950 no nisy voalohany tany Allemagne ny BB crème, saingy tany Asie (Corée) no tena nanomboka nalaza izy tamin’ny taona 2000, tonga tany Europe kosa tamin’ny taona 2010.
👉 Ny atao hoe BB crème dia crème hydratante teintée efa misy antiUV (farafahakeliny SPF 30).
Ny anvantage-n’ny BB crème dia noho izay toetrany 3en1 izay: Tsy mila manao crème hydratante intsony ianao fa tonga dia BB crème, fixer-na amin’ny poudre, dia vita 🥰
Saingy….ity no tena AZA ADINO : TSY NATAO HOAN’NY TYPE DE PEAU REHETRA NY BB CRÈME, satria ny 𝗵𝘆𝗱𝗿𝗮𝘁𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻 ao anatiny dia 𝗺𝗼𝘆𝗲𝗻𝗻𝗲 ; ankoatr’izay, amin’ny maha teintée azy dia mifidy carnation izy.
🌸 Raha ohatra ianao manana type de peau sèche na sensible, dia tsy ampy hoan’ny hoditrao ny hydratation ao anatiny
🌸 Raha ohatra ianao misy mony, dia tsy ampy hoan’ny tarehinao ny “oil control” ao anatiny ka vao maika ho feno mony ianao.
👉 Iza ary izany no tokony hampiasa BB crème ?
Ny BB crème dia natao hoan’ny olona manana type de peau 𝙣𝙤𝙧𝙢𝙖𝙡𝙚 sy 𝙢𝙞𝙭𝙩𝙚.
Marina fa presque matifiantes daholo ny BB crème aza, na izany aza raha mora tsemboka be dia tsy tsara mampiasa azy fa lasa miteraka mony.

Informations complémentaires

Teinte

№ 24