Gadget pour débutant

Partager sur :

Description

𝗚𝗔𝗗𝗚𝗘𝗧 𝗣𝗢𝗨𝗥 𝗗𝗘𝗕𝗨𝗧𝗔𝗡𝗧𝗦
En silicone, hypoallergénique, lavable: tena manampy be anao ity rehefa manao traçages sy mi maquiller ny masonao ianao.
Araho tsara fotsiny ireto sary manaraka ireto:
🌸 en un seul trait dia vita ny traçage n’ny eyeliner amin’ny sisin’ny maso
🌸 tsy miforetaka party partout ny mascara fa eo ambonin’ilay gadget ianao no manisy azy
🌸 tsy feno fards ambanin’ny masonao fa voatatin’ilay silicone raha sendra poudreux ilay fard