Pince à épiler

Partager sur :

Description

💐 PINCE À ÉPILER BISEAUTÉ OU CARR
Marque : OT&T
en métal = mateza no tsy mora hiangonan’ny microbes.
√ Pince à épiler biseauté : fanaovana épilation n’ny tarehy, ireo zones sensibles, volomaso, volombava (ho an’ny vehivavy). Ny avantage-ny mihoatra ny bout carré : avec grande précision izy, manala ny volo 1 par 1.
√ Pince à épiler carré : natao analana ny poils matevina, volon-kelika, … . Manala tsara hatrany @ fakany izy, afaka manala quelques poils en même temps, na fohy aza ilay volo.
Rehefa mampiasa pince à épiler dia aza adino fa ny fahadiovana no lehibe indrindra : désinfecter-nao @ alcool na désinfectant ny pince, ny zone ho épilér-na.
Aorian’ny épilation, désinfecter-na ny zone no- épiler-na ary hosorana soin hydratant apaisant mba tsy hampisy boutons