INONA NY FOND DE TEINT TSARA RAHA MANANA TEINT ZARAZARA SY PEAU GRASSE ?

Raha zarazara toa an’i Fa Fah ianao, manana peau grasse na peau grasse misy mony, dia ny fond de teint BANXEER W22 no IDEAL ho anao.

Ireto ny produits tsara miaraka aminy:

🌸 crème hydratante diadermine ph7

🌸 base BANXEER spéciale pour peau grasse et peau grasse acnéique 🌸 fond de teint BANXEER W22 Spéciale peau grasse et peau grasse acnéique

🌸 Concealer O.TWO.O custard

Modèle : Fa Fah

👉 Fa Fah: misaotra indrindra tamin’ny sary sy ny retour momban’ny fond de teint W22. Mankasitraka e 😘🙏🌸

Partager sur :
184 vues
0
;