๐Ÿ‘โค๐—™๐—”๐—จ๐—ซ ๐—–๐—œ๐—Ÿ๐—ฆ ๐— ๐—”๐—š๐—ก๐—˜๐—ง๐—œ๐—ค๐—จ๐—˜๐—ฆ ๐™๐˜พ๐™ˆ ๐Ÿ…ฅ๏ธŽ๐Ÿ…ข๏ธŽ ๐—™๐—”๐—จ๐—ซ ๐—–๐—œ๐—Ÿ๐—ฆ ๐—” ๐—–๐—ข๐—Ÿ๐—Ÿ๐—˜ ๐™๐˜พ๐˜พโค๐Ÿ‘

Publiรฉ le
Catรฉgories: Tutos et astuces
๐Ÿ‘โค๐—™๐—”๐—จ๐—ซ ๐—–๐—œ๐—Ÿ๐—ฆ ๐— ๐—”๐—š๐—ก๐—˜๐—ง๐—œ๐—ค๐—จ๐—˜๐—ฆ ๐™๐˜พ๐™ˆ ๐Ÿ…ฅ๏ธŽ๐Ÿ…ข๏ธŽ ๐—™๐—”๐—จ๐—ซ ๐—–๐—œ๐—Ÿ๐—ฆ ๐—” ๐—–๐—ข๐—Ÿ๐—Ÿ๐—˜ ๐™๐˜พ๐˜พโค๐Ÿ‘

Slogan’ny faux cils magnรฉtiques ny hoe : “appliquer des faux cils sans besoin de colle, et les retirer en un clin d’oeil”.
Saingy : tena tsara tokoa ve izy par rapport @ faux cils ร  colle FCC ? Inona ny avantages-ny? Inona ny points faibles-ny?


๐ŸŒธ ๐—œ๐—ฅ๐—˜๐—ข ๐—ข๐—Ÿ๐—ข๐—ก๐—” ๐—ง๐—ฆ๐—ฌ ๐—”๐—™๐—”๐—ž๐—” ๐— ๐—”๐—ก๐—”๐—ข ๐—™๐—”๐—จ๐—ซ ๐—–๐—œ๐—Ÿ๐—ฆ ๐—” ๐—–๐—ข๐—Ÿ๐—Ÿ๐—˜
Ny olona manao ๐™–๐™ก๐™ก๐™š๐™ง๐™œ๐™ž๐™š ๐™–๐™ช ๐™ก๐™–๐™ฉ๐™š๐™ญ, izay hita ao anatin’ny colle ร  faux cils, dia tsy mba afaka mampiasa faux cils ร  colle fa faux cils magnรฉtiques ihany. Maro ny produits misy latex, ny tena fampiasa andavanandro dia ny kapรดty(fimailo), ballon gonflable (ballom hoy isika), chewing-gum, tรฉtine, รฉlastiques-n’akanjo, colle, gants chirurgicaux, snsโ€ฆ. .
Rhf mifampikasoka amin’ireo ilay olona allergique, dia lasa mena mangidihidy ny hoditra (allergie cutanรฉe) na sempotra (allergie respiratoire). Na miseho eo noho eo, na aprรจs 24-48h.
Misy koa ny atao hoe ๐™–๐™ก๐™ก๐™š๐™ง๐™œ๐™ž๐™š ๐™˜๐™ง๐™ค๐™ž๐™จ๐™šฬ๐™š: misy sakafo tsisy latex mihitsy, fa raha allergique n’ireto sakafo ireto ianao, dia misy risque hoe allergique-na latex koa: akondro, zavokร , kiwi, chรขtaigne, noix, noisettes, voatavo, voatango, pastรจque, raisins, paiso, garana, papay.
Ny olona misy an’ireo allergie ireo izany tia tokony mampiasa
โˆš gants tsisy latex : vita amin’ny vinyl na polyurรฉthane
โˆš kapรดty tsisy latex
โˆš mampiasa faux cils magnรฉtiques fa tsy ร  colle.

๐ŸŒธ ๐—œ๐—ก๐—ข๐—ก๐—” ๐—ก๐—ข ๐—ง๐—ฆ๐—”๐—ฅ๐—” ๐—ž๐—ข๐—ž๐—ข๐—”: ๐—™๐—”๐—จ๐—ซ ๐—–๐—œ๐—Ÿ๐—ฆ ๐— ๐—”๐—š๐—ก๐—˜๐—ง๐—œ๐—ค๐—จ๐—˜๐—ฆ ๐™๐˜พ๐™ˆ โ“ˆ๏ธŽโ’ถ๏ธŽ ๐—™๐—”๐—จ๐—ซ ๐—–๐—œ๐—Ÿ๐—ฆ ๐—” ๐—–๐—ข๐—Ÿ๐—Ÿ๐—˜ ๐™๐˜พ๐˜พ ? ๐ŸŒธ
Mila fantarinao tsara aloha ny dikan’ny faux cils magnรฉtiques : faux cils vita amin’ny cils ๐˜€๐˜†๐—ป๐˜๐—ต๐—ฒฬ๐˜๐—ถ๐—พ๐˜‚๐—ฒ๐˜€ izy, izay araikitra akaikin’ny volomaso amin’ny alalan’ny ๐—ฎ๐—ถ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐˜๐˜€ (๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ถ๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐˜†).
๐Ÿฅณ POINTS FORTS-N’NY FAUX CILS MAGNETIQUES:
1โƒฃ tsy mila mampiasa colle , mety tsara amin’ny olona allergique-na latex
2โƒฃ tsy dia mila entretien hoe diovina rhf avy mampiasa azy
3โƒฃ rรฉutilisable hatramin’ny 30fois ny paire iray raha tsy potika alohan’izay (3 ร  12 fois ny paire iray amin’ny faux cils ร  colle)
๐Ÿ˜ฅ POINTS FAIBLES -N’NY FAUX CILS MAGNETIQUES
1โƒฃ matetika tsisy mivarotra mitokana ny eyeliner magnรฉtique
2โƒฃ somary manahirana ny mametaka ilay akaikin’ny orona raha tsy mahay tsara, manjary tsy mahazo effet naturel
3โƒฃ tsy longue tenue izy par rapport amin’ny faux cils ร  colle, 6-8h maximum ny tenue-ny na dia waterproof aza izy. Raha hoe te haka selfie fotsiny izany dia ideal ny FCM. Raha tenue kosa no ilainao, hoe maraina mandrapahavitan’ny soirรฉe tsy mihetsika mihitsy, dia faux cils ร  colle no idรฉal indrindra.
4โƒฃ ity no danger-n’ny Faux cils magnรฉtiques : misy aimant izy. Noho izany: raha mampiasa FCM ianao dia ilazao ny manodidina anao, sao manao ๐—œ๐—ฅ๐—  ianao, ka mila alana alohan’ny idiranao ao ny FCM. (Toy izany koa ny objets mรฉtalliques rehetra, piercing, maquillage pailletรฉe)


๐Ÿ‘‰ anao ary ny safidy, miankina amin’ny toe-pahasalamanao sy ny ilanao azy.
Samy manana ny hanitra ho azy ireo.
Faux cils ๐™๐™ฎ๐™ฅ๐™ค๐™–๐™ก๐™ก๐™š๐™ง๐™œ๐™š๐™ฃ๐™ž๐™ฆ๐™ช๐™š๐™จ sy ๐™๐™–๐™ช๐™ฉ๐™š ๐™ฆ๐™ช๐™–๐™ก๐™ž๐™ฉ๐™šฬ hatrany no atolotray anareo.

Partager sur :
857 vues
1
;

Catรฉgories

Recherche

Articles rรฉcents

Mots clรฉs