🌸EYELINER FEUTRE BOUCHÉ : inona no tokony atao?🌸

Publié le
Catégories: Tutos et astuces, yeux Mots clés: , , ,

🌼 Ahoana no ahafantarana fa bouché ny lohan’ny eyeliner-nao?

– hitanao fa misy encre ny lohany fa tsy tonga eny amin’ny pointe

– rehefa anoratana dia tsy continu ny trait fa tapatapaka

– lasa mivaingambaingana toy ny mifangaro zavatra hafa ilay eyeliner

– tazanao tsy manify ny lohan’ilay eyeliner fa lasa matevina

🌼 Inona ny antony maha bouché ny eyeliner feutre?

– ny tsy fampiasana base pour paupières izay tokony hitazona ny fards à paupières

– ny composants-n’ny fards à paupières izay manaraka ilay lohany (indrindra fa ny pailletés)

– tsy voadio tsara ny hodi-maso alohan’ny application dia lasa misy loto manaraka

🌼 Inona no tokony atao?

– maka mouchoir à jeter dia potserina ilay lohan’ny eyeliner. Raha aorian’izay mbola tsy afaka ny loto , sy mandeha normalement ilay encre , dia:

– maka rano “matimaty” (tsy mangatsiaka no tsy mamay: essentiel be io) dia atsoboka ao 5 à 10 secondes (pas plus) ny lohan’ilay eyeliner: manala ny loto sy mampandeha ny encre no asan’izay

Looking your best ❤ Vitya

Partager sur :
991 vues
0
;

Catégories

Recherche

Mots clés