Slogan’ny faux cils magnรฉtiques ny hoe : “appliquer des faux cils sans besoin de colle, et les retirer en un clin d’oeil”.
Saingy : tena tsara tokoa ve izy par rapport @ faux cils ร colle FCC ? Inona ny avantages-ny? Inona ny points faibles-ny?
๐ธ ๐๐ฅ๐๐ข ๐ข๐๐ข๐ก๐ ๐ง๐ฆ๐ฌ ๐๐๐๐๐ ๐ ๐๐ก๐๐ข ๐๐๐จ๐ซ ๐๐๐๐ฆ ๐ ๐๐ข๐๐๐
Ny olona manao ๐๐ก๐ก๐๐ง๐๐๐ ๐๐ช ๐ก๐๐ฉ๐๐ญ, izay hita ao anatin’ny colle ร faux cils, dia tsy mba afaka mampiasa faux cils ร colle fa faux cils magnรฉtiques ihany. Maro ny produits misy latex, ny tena fampiasa andavanandro dia ny kapรดty(fimailo), ballon gonflable (ballom hoy isika), chewing-gum, tรฉtine, รฉlastiques-n’akanjo, colle, gants chirurgicaux, snsโฆ. .
Rhf mifampikasoka amin’ireo ilay olona allergique, dia lasa mena mangidihidy ny hoditra (allergie cutanรฉe) na sempotra (allergie respiratoire). Na miseho eo noho eo, na aprรจs 24-48h.
Misy koa ny atao hoe ๐๐ก๐ก๐๐ง๐๐๐ ๐๐ง๐ค๐๐จ๐ฬ๐: misy sakafo tsisy latex mihitsy, fa raha allergique n’ireto sakafo ireto ianao, dia misy risque hoe allergique-na latex koa: akondro, zavokร , kiwi, chรขtaigne, noix, noisettes, voatavo, voatango, pastรจque, raisins, paiso, garana, papay.
Ny olona misy an’ireo allergie ireo izany tia tokony mampiasa
โ gants tsisy latex : vita amin’ny vinyl na polyurรฉthane
โ kapรดty tsisy latex
โ mampiasa faux cils magnรฉtiques fa tsy ร colle.
๐ธ ๐๐ก๐ข๐ก๐ ๐ก๐ข ๐ง๐ฆ๐๐ฅ๐ ๐๐ข๐๐ข๐: ๐๐๐จ๐ซ ๐๐๐๐ฆ ๐ ๐๐๐ก๐๐ง๐๐ค๐จ๐๐ฆ ๐๐พ๐ โ๏ธโถ๏ธ ๐๐๐จ๐ซ ๐๐๐๐ฆ ๐ ๐๐ข๐๐๐ ๐๐พ๐พ ? ๐ธ
Mila fantarinao tsara aloha ny dikan’ny faux cils magnรฉtiques : faux cils vita amin’ny cils ๐๐๐ป๐๐ต๐ฒฬ๐๐ถ๐พ๐๐ฒ๐ izy, izay araikitra akaikin’ny volomaso amin’ny alalan’ny ๐ฎ๐ถ๐บ๐ฎ๐ป๐๐ (๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ถ๐ฎ๐บ๐ฏ๐).
๐ฅณ POINTS FORTS-N’NY FAUX CILS MAGNETIQUES:
1โฃ tsy mila mampiasa colle , mety tsara amin’ny olona allergique-na latex
2โฃ tsy dia mila entretien hoe diovina rhf avy mampiasa azy
3โฃ rรฉutilisable hatramin’ny 30fois ny paire iray raha tsy potika alohan’izay (3 ร 12 fois ny paire iray amin’ny faux cils ร colle)
๐ฅ POINTS FAIBLES -N’NY FAUX CILS MAGNETIQUES
1โฃ matetika tsisy mivarotra mitokana ny eyeliner magnรฉtique
2โฃ somary manahirana ny mametaka ilay akaikin’ny orona raha tsy mahay tsara, manjary tsy mahazo effet naturel
3โฃ tsy longue tenue izy par rapport amin’ny faux cils ร colle, 6-8h maximum ny tenue-ny na dia waterproof aza izy. Raha hoe te haka selfie fotsiny izany dia ideal ny FCM. Raha tenue kosa no ilainao, hoe maraina mandrapahavitan’ny soirรฉe tsy mihetsika mihitsy, dia faux cils ร colle no idรฉal indrindra.
4โฃ ity no danger-n’ny Faux cils magnรฉtiques : misy aimant izy. Noho izany: raha mampiasa FCM ianao dia ilazao ny manodidina anao, sao manao ๐๐ฅ๐ ianao, ka mila alana alohan’ny idiranao ao ny FCM. (Toy izany koa ny objets mรฉtalliques rehetra, piercing, maquillage pailletรฉe)
๐ anao ary ny safidy, miankina amin’ny toe-pahasalamanao sy ny ilanao azy.
Samy manana ny hanitra ho azy ireo.
Faux cils ๐๐ฎ๐ฅ๐ค๐๐ก๐ก๐๐ง๐๐๐ฃ๐๐ฆ๐ช๐๐จ sy ๐๐๐ช๐ฉ๐ ๐ฆ๐ช๐๐ก๐๐ฉ๐ฬ hatrany no atolotray anareo.