Andonirina Rabariarivo

Merci beaucoup ❤️ cadeau be dia be, sady tena manana karazana pinceau estompeur aho fa tena hafa mihitsy ilay tany aminao.

 

Coup de coeur le palette tena couleur tsara be 😍 pigmentée tsara, nefa azo anaovana look nude amin ilay tiako.

 

Dia ilay lip lock tena 🙀🙀🙀.

 

Dia le sac kely koa mahazaka zavatra betsaka. À très bientôt j’espère

Dia merci amle conseil, tena nety be le crayon cil ohn hoe tsy manositra aho 😍

Bref tsara be daholo nefa prix tena 😍

737 vues
0
;

Catégories

Recherche

Mots clés