Andriam : Eyeliner O.TWO.O

Merci beaucoup Vitya🥰 voaray ny entana sady mahazaka dona tsara 😍 Zah peau grasse be mihitsy fa nefa tsy mihontsona mihitsy ilay izy mandraparivan’ny andro🥰 … Izay nampiasaika hatramin’izay mitsonika daholo ilay izy 😓 … Mercii🥰🥰

29 vues
0
;