Angie Rk

Ilay palette Stellar Dream , tsara be ny pigmentation sady mitana be na tsy misy fixateur aza 😍 De ilay faux cils sy colle koa mitazona be na tsofin’ny rivotra eny ambon’ny moto sy lena ny orana aza tsy mety miala 😅, sady réutilisables in bdb , mbola tsy laniko ilay novidiko t@heritaona 😅 J’adore be 😍❤️ Je recommande ❤️👌

22 vues
0
;

Catégories

Recherche

Mots clés