Nanie: full o.two.o makeup

Coucou👋😊 Ity maquillage nataoko androany ity dia ny produits @o.two.o tao #vytia Vitya Monlookmonatout daolo no nampiasaiko izay marihiko fa tena tsara dia tsara tokoa ary mora raha samy authentique izy ireo.Nanomboka tamin ny crème hydratante sy base atramin ny fixateur dia produits tao aminy daolo no nampiasaiko fa kosa ny ho singaniko eto androany dia ny eyeliner plaque or 24heures waterproof sy faux cils manana effet naturel tao aminy izay nampiasaiko teto izay vaovao amiko ka hitako fa tena tsara lotra ka anasako antsika rehetra namako izay tia maquillage rehetra mba anjifa ao aminy fa tsy handiso fanantenana anao🌺❤️

1000 vues
0
;

Catégories

Recherche

Mots clés