Bonsoir,anao retour kely Aho Tena tiko bé ilay faux cils o.two.o 3D tao aminareo , plutôt effet naturel et j’adore ! C facile à appliquer satria efa misy prince miaraka aminy + colle tena mitazona tsara sady authentique
no Waterproof ( nanandrana nanasa tarehy ako) fa tena tsara le izy tsy niendaka mintsy n’y colle tena au top
Merci beaucoup
Sah’ryk : faux cils 3D effet naturel 12mm
