Tiavina: colle pour faux cils Vitya

 

je crois que j’ai decouvert une petite pépite : le colle Vitya no resahako eto .

Sincerment aloha ny tao an dohako voalohany oe colle 7000ar ve ? Nanana doute aho ..

Nahita ilay texture somar liquide dia nanana ahiahy be , fa n applique-ko t@ilay faux cils ( izay tao am Vitya ihany) dia navelako kel teo 30s teo ilay izy .. pendant ce temps ny recourber ny cils naturel ako aho sady nanisy mascara .. Vita izay dia napetaka amizay … Léger , tsmavesatra mihitsy ary tena nahatana ilay noetina soiree ( malgré ny hatsembohana sns, … )

Tena je recommande reto a!

 

666 vues
0
;

Catégories

Recherche

Mots clés