🌺❤SOAP BROW VS GEL FIXATEUR SOURCILS TRANSPARENT❤🌺

Produit vaovao indray no hoentina ho antsika: 💕gel fixateur sourcils transparent💕. Araky ny anarany dia gel izy izany, en liquide.

Mitovy amin’ny soap brow mihitsy ny asany, dia ny mandamina ny volomasonao, manome endrika azy kokoa. Amin’ny farany, afaka mampiasa crayon na gel à sourcils teinté mahazatra anao ianao, na fards à sourcils.

Ny soap brow sy ny gel à sourcils transparent dia samy: ✅ transparent ✅ waterproof (na milomano aza tsy miala, na lenan’ny orana…) ✅ crueltyfree , halal ✅ non collants ✅ tena mora ampiasaina.

Inona ary no tsy itovizany? Ny ingredients nanaovana azy, noho izany ny olona tokony hampiasa azy koa no tsy mitovy:

🌸 SOAP BROW: natao hoan’ireo manana volomaso matevina (touffus), juste natao hilamina tsara fotsiny. Manome effet naturel be ny soap brow

🌸 GEL FIXATEUR SOURCILS: natao hoan’ireo manana volomaso manify (fins, tsy dia betsaka), natao hilamina sy hihamatevina. Manome effet naturel + effet-na volume ny gel fixateur sourcils.

Lasa misy produits 3 azontsika isafidianana izany izao raha te-handamina volomaso:

🤎 soap brow o.two.o : soap brow + goupillon +mini rasoir (fantatrao ve fa sady azonao hi raser-na ny volo amin’ny tarehy koa io rasoir io? Asiana huile aloha an, fafana, izay vao raser-na) – 17.000ar

🤎 gel fixateur sourcils o.two.o: gel fixateur (efa misy goupillon) + mini ciseau (handaminanao ny volomaso) – 20.000ar

🤎 gel fixateur banxeer : gel fixateur (efa misy goupillon) – 16.000ar

Partager sur :
583 vues
1
;

Catégories

Recherche

Mots clés