EYELINERS 3 KARAZANY : IZA NO METY AMINAO KOKOA ?

Publié le
Catégories: Maquillages, Tutos et astuces, yeux Mots clés: , , ,

Miampy iray indray ny eyeliner-ntsika , 3 izy izany izao ny karazany. Samy waterproof daholo, samy tsy afaky ny hatsembohana

1- eyeliner 17.000ar ilay mahazatra antsika: natao hoan’ireo tsy tena mbola zatra manao traçage. Ny point fort-ny: raha sendra diso traçage ianao dia mbola manam-potoana hamafana sy hi rectifier-na ilay traçage. Natao hoan’ny débutante sy professionnel izy.

2- eyeliner 20.000ar : Misy ilay nouvelle technologie hoe “quick dry” , raha adika dia “mora maina” : tsara kokoa raha olona professionnel no mampiasa azy noho izy 2-3secondes après traçage dia maina: pratique rehefa manenjika fotoana, mila manana tanana efa zatra tsara

3- eyeliner 27.000ar : misy ilay technologie “quick dry” toy ny etsy ambony , saingy ny packaging no tsy mitovy: plaqué or izy, no tafiditra ao anatin’ny eyeliner haut de gamme navoakan’i o.two.o. Natao hoan’ny professionnel te hanana fitaovana mahafatifaty

Partager sur :
591 vues
1
;

Catégories

Recherche

Mots clés