🌷🌷BB crème na koa hoe Blemish Balm cream (baume anti imperfections)🌷🌷: fa inona kay izany?

Publié le
Catégories: peau, Tutos et astuces, visage Mots clés: , ,

👉 Tantara kely aloha: efa tamin’ny 1950 no nisy voalohany tany Allemagne ny BB crème, saingy tany Asie (Corée) no tena nanomboka nalaza izy tamin’ny taona 2000, tonga tany Europe kosa tamin’ny taona 2010.

👉 Ny atao hoe BB crème dia crème hydratante teintée efa misy antiUV (farafahakeliny SPF 30). Ny anvantage-n’ny BB crème dia noho izay toetrany 3en1 izay: Tsy mila manao crème hydratabte intsony ianao fa tonga dia BB crème, fixer-na amin’ny poudre, dia vita 🥰

Saingy….ity no tena AZA ADINO : TSY NATAO HOAN’NY TYPE DE PEAU REHETRA NY BB CRÈME, satria ny hydratation ao anatiny dia moyenne ; ankoatr’izay, amin’ny maha teintée azy dia mifidy carnation izy.

🌸 Raha ohatra ianao manana type de peau sèche na sensible, dia tsy ampy hoan’ny hoditrao ny hydratation ao anatiny

🌸 Raha ohatra ianao misy mony, dia tsy ampy hoan’ny tarehinao ny “oil control” ao anatiny ka vao maika ho feno mony ianao.

👉 Iza ary izany no tokony hampiasa BB crème ? Ny BB crème dia natao hoan’ny olona manana type de peau normale sy mixte. Marina fa presque matifiantes daholo ny BB crème aza, na izany aza raha mora tsemboka be dia tsy tsara mampiasa azy fa lasa miteraka mony.

🌱💐Ity BB crème o.two.o ity dia natao hoan’ny manana type de peau normale sy mixte , ary manana volonkoditra medium dark 💐🌱

Partager sur :
630 vues
0
;

Catégories

Recherche

Mots clés